plt_tn/ecc/01/01.md

8 lines
273 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Toy ny enton'ny zavona, toy ny tsio-drivotra,
ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy ary natambatra ho an'ny fanasongadinana.
# Inona no tombon-tsoa azon'ny olombelona... teny ambany masoandro?
"ny olombelona tsy nahazo tombotsoa...teo ambany masoandro."