12 lines
607 B
Markdown
12 lines
607 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
||
|
|
||
|
Mosesy manao laha-teny kanto amin'ny vahoakan'Israely.
|
||
|
|
||
|
# Toy ny voromahery izay miambina ny ankaniny sy manidintsidina eo ambonin'ireo zanany, namelatra ny elany Yaveh ary naka azy ireo, ary nentiny teny ambonin'ny elany izy ireo
|
||
|
|
||
|
Ity dia midika fa niambina sy niaro an'ireo Israelita i Yaveh tamin'izy ireo tany an'efitra.
|
||
|
|
||
|
# nitarika azy ... niaraka taminy
|
||
|
|
||
|
Mosesy dia mbola miresaka an'ireo Israelita toy ny hoe "Jakoba" indray (32:9). Mety mila adikanao toy ny hoe miresaka an'ireo Israelita ho olona maro i Mosesy. "nitarika azy ireo ... niaraka tamin'izy ireo"
|