32 lines
1.3 KiB
Markdown
32 lines
1.3 KiB
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
||
|
|
||
|
Mosesy manao laha-teny kanto amin'ny vahoakan'Israely.
|
||
|
|
||
|
# Avereno ao an-tsainao ... saino ... rainao ... hasehony anao ... loholonao ... aminao
|
||
|
|
||
|
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina eto.
|
||
|
|
||
|
# Avereno ao an-tsainao
|
||
|
|
||
|
Fomba fiteny ity. DH: "Tadidio"
|
||
|
|
||
|
# ireo andron'ny fotoana fahiny
|
||
|
|
||
|
"andro efa ela." Mosesy dia maneho ny fotoana fahaveloman'ireo razamben'ny vahoakan'Israely.
|
||
|
|
||
|
# saino ny taona maro efa lasa
|
||
|
|
||
|
Ity dia famerenana an'izay vao nolazain'i Mosesy tao amin'ny tapany teo aloha. Tian'i Mosesy ny vahoakan'Israely mba hifantoka amin'ny tantaran'izy ireo toy ny firenena.
|
||
|
|
||
|
# hasehony anao
|
||
|
|
||
|
"ho ataony mazava aminao izany" na "ho ataony takatrao izany"
|
||
|
|
||
|
# nanomezana an'ireo firenena ny lovan'izy ireo
|
||
|
|
||
|
Fomba fiteny ity. "nametrahana an'ireo firenena teo amin'ireo toerana izay hipetrahan'izy ireo." Misy teny mitovy hoe "omena anareo ho lova," hita ao amin'ny 4:21.
|
||
|
|
||
|
# ary ny nametrahany ny faritanin'ny vahoaka, ary ny namerany ny isan'ireo andriamaniny ihany koa
|
||
|
|
||
|
Andriamanitra dia nanendry vondron'olona tsirairay avy, niaraka tamin'ny sampin'izany, ho amin'ny faritaniny manokana. Amin'izany fomba izany dia nametra ny fisarihan'ireo sampin'ny vondrona iray Izy.
|