20 lines
1003 B
Markdown
20 lines
1003 B
Markdown
|
# ny fahatezeran'Andriamanitra dia narehitra tamin'ity tany ity
|
||
|
|
||
|
Mosesy dia mampitaha an'i Yaveh tezitra amin'ny olona izay mandrehitra afo. Izany dia manamafy ny fahefan'Andriamanitra hamotika na inona na inona mampahatezitra Azy. DH: "lasa tezitra mafy tamin'ity tany ity Yaveh"
|
||
|
|
||
|
# ity tany ity, ka tonga teo aminy
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "tany" dia sarinteny maneho ny vahoaka. DH: "ny vahoaka amin'ity tany ity, ka tonga teo amin'izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# izay voasoratra
|
||
|
|
||
|
DH: "izay voasoratro"
|
||
|
|
||
|
# nofongoran'i Yaveh tsy ho amin'ny taniny izy ireo, ary nariany
|
||
|
|
||
|
Israely dia ampitahaina amin'ny zava-maniry ratsy izay nongotan'i Yaveh sy nariany hiala ny saha. DH: "nesorin'i Yaveh tsy ho amin'ny taniny izy ireo ary notereny handeha"
|
||
|
|
||
|
# tamin'ny fahatezerana, tamin'ny fahavinirana, ary tamin'ny fahasosorana lehibe
|
||
|
|
||
|
Ireo teny hoe "hatezerana," "fahavinirana," ary "fahasosorana" dia manana dika mitovy ary manamafy ny hamafin'ny hatezeran'i Yaveh. DH: "amin'ny hatezerana mafy tafahoatra" na "satria tena tezitra mafy Izy"
|