20 lines
868 B
Markdown
20 lines
868 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
||
|
|
||
|
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
|
||
|
|
||
|
# Rehefa tafita ny Jordana ianareo ... hatsangano ...handidiako anareo
|
||
|
|
||
|
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe vondrona izy ireo, noho izany dia "ianareo" no ampiasaina.
|
||
|
|
||
|
# lalory sokay ireo
|
||
|
|
||
|
"anaparitaho sokay eo amin'izany" na "hamboary izany mba ho afaka manoratra eo amin'izany ianao." Adikao toy ny tao amin'ny 27:1 ity.
|
||
|
|
||
|
# Tendrombohitra Ebala
|
||
|
|
||
|
Tendrombohitra akaikin'i Sekema ity. Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 11:29.
|
||
|
|
||
|
# aza mampiasa fitaovana vy hiasana ireo vato
|
||
|
|
||
|
Ity dia maneho an'ireo fandraka izay mampalefaka an'ireo vato, mba ho afaka ny hiaraka tsara ireo. Afaka atao mazava tsara ny hevitra fenon'ity fehezanteny ity. DH: "tsy hamolavola ny alitara amin'ny fitaovana vy ianao"
|