20 lines
896 B
Markdown
20 lines
896 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
||
|
|
||
|
Mosesy dia mbola miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
|
||
|
|
||
|
# Aza esorina amin'ny mpiara-belona aminareo ny famantaran-tany
|
||
|
|
||
|
Afaka atao mazava tsara ny hevitr'ity fahezanteny ity feno. DH: "tsy tokony haka tany eo amin'ny mpiara-belona aminareo ianareo amin'ny famindrana ny fari-taniny"
|
||
|
|
||
|
# napetrak'izy ireo
|
||
|
|
||
|
"izay napetrak'ireo razambenareo"
|
||
|
|
||
|
# fotoana maro tany aloha
|
||
|
|
||
|
Ny tian'i Mosesy tenenina dia ny hoe rehefa nonina tany amin'ilay tany fotoana maro ny vahoaka, dia tsy tokony hanisaka ny faritra izay nataon'ireo razambeny izy ireo rehefa naka ilay tany voalohany.
|
||
|
|
||
|
# amin'ny lova izay ho lovainareo, any amin'ny tany izay omen'i Yaveh Andriamanitrareo ho fanananareo
|
||
|
|
||
|
Yaveh manolotra ilay tany ho an'ny vahoakan'Israely dia resahina toy ny hoe mandova ilay tany izy ireo. DH: "any amin'ny tany izay omen'i Yaveh Andriamanitrareo ho anareo mba ho fananana"
|