plt_tn/deu/16/16.md

12 lines
552 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ireo lehilahinareo dia hiseho eo anatrehan'i Yaveh
Ireo vehivavy dia nahazo alalana, fa tsy nasain'i Yaveh tonga izy ireo. Ireo lehilahy dia afaka misolo-tena ny fianakavian'izy ireo manontolo.
# hiseho eo anatrehan'i Yaveh
"ho tonga sy hitsangana amin'ny fanatrehan'i Yaveh"
# tsy hiseho tanam-polo eo anoloan'i Yaveh izy ireo; fa kosa, ny ... lehilahy rehetra
Izy ireo dia tsy ho avy tsy miaraka amin'ny fanatitra eo anoloan'i Yaveh. DH: "ny olona rehetra izay tonga eo anoloan'i Yaveh dia tsy maintsy mitondra fanatitra. Ny lehilahy rehetra"