28 lines
1.2 KiB
Markdown
28 lines
1.2 KiB
Markdown
|
# mandringana ireo firenena
|
||
|
|
||
|
Yaveh mamotika ireo vondron'olona ao Kanana dia resahina toy ny hoe mandringana azy ireo Izy, tahaka ny iray izay hanapaka tapa-damba na rantsana eny amin'ny hazo.
|
||
|
|
||
|
# ireo firenena
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "firenena" dia maneho ireo olona izay mipetraka any Kanana.
|
||
|
|
||
|
# rehefa mandeha mba haka izany amin'izy ireo ianao, ka azonao izany
|
||
|
|
||
|
"rehefa maka ny zavatra rehetra amin'izy ireo ianao"
|
||
|
|
||
|
# tandremo ny tenanao
|
||
|
|
||
|
"mitandrema"
|
||
|
|
||
|
# mba tsy ho voafandrika hanaraka azy ireo ... ho voafandrika hizaha ny andriamanitr'izy ireo, hanontany hoe
|
||
|
|
||
|
Ny olona manompo sy mianatra momban'ny andriamanitra hafa dia resahina toy ny hoe tratra ao anaty fandrika izy ireo. DH: "mba tsy hanao tahaka azy ireo ianao ... hiezaka ny hahafantatra momban'ny andriamanitr'izy ireo, manontany hoe"
|
||
|
|
||
|
# tsy ho voafandrika hanaraka azy ireo
|
||
|
|
||
|
Ireo Israelita manompo sampy tahaka ny hanompoan'ireo vondrona Kanana sampy dia resahina toy ny hoe manaraka ao aorian'ny vondron'olona ireo Israelita.
|
||
|
|
||
|
# hanontany hoe: 'Ahoana no fanompoan'ireo firenena ireo ny andriamaniny? Mba hanao tahaka izany koa aho.'
|
||
|
|
||
|
DH: "manontany momban'ny fomba hanompoan'ireo vondron'olona ireo ny andriamanitr'izy ireo ka hanao tahaka izany koa ianao"
|