plt_tn/deu/12/07.md

8 lines
314 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Any
Ity dia maneho ny toerana izay ho safidian'i Yaveh ho an'ireo zanak'Israely mba hanompoana.
# hiravoravoanao amin'ny zava-drehetra izay nametrahanao ny tananao
Eto ny hoe "nametrahanao ny tananao" dia maneho ilay olona mihitsy sy ny asa izay nataony. DH: "hiravoravoanao amin'ny asa rehetra izay vitanao"