28 lines
1.3 KiB
Markdown
28 lines
1.3 KiB
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
||
|
|
||
|
Eto Mosesy dia mamintina ireo safidy roa afaka safidian'ny vahoakan'Israely. Afaka misafidy ny hankato izy ireo dia mandray ny fitahian' Andriamanitra na misafidy ny tsy hankato dia mandray ny sazin'Andriamanitra.
|
||
|
|
||
|
# Indro
|
||
|
|
||
|
"tandremo"
|
||
|
|
||
|
# apetrako eo anoloanareo anio ny fitahiana sy ny ozona
|
||
|
|
||
|
Ny famelana ny olona hisafidy raha tian'izy ireo hitahy azy ireo na hanozona azy ireo Andriamanitra dia resahina toy ny hoe zavatra izay apetrak'i Mosesy eo anoloan'izy ireo ny fitahiana na ozona.
|
||
|
|
||
|
# ny fitahiana
|
||
|
|
||
|
DH: "hitahy anareo Andriamanitra"
|
||
|
|
||
|
# ny ozona
|
||
|
|
||
|
DH: "hanozona anareo Andriamanitra"
|
||
|
|
||
|
# fa hivily amin'ny lalana izay handidiko anareo anio, ka hanaraka andriamani-kafa
|
||
|
|
||
|
Ny didin'i Yaveh izay lazain'i Mosesy ny olona dia resahina toy ny hoe lalan'Andriamanitra ireo. Ny tsy fankatoavana ny didin'i Yaveh dia resahina toy ny hoe mivily ara-batana ho any amin'ny lalana hafa lavitra an'i Yaveh ny olona mba hanaraka andriamanitra hafa. DH: "fa mijanona tsy mankatoa izay andidiko anareo ankehitriny, ka hanompo andriamanitra hafa."
|
||
|
|
||
|
# andriamani-kafa izay tsy mbola fantatrareo
|
||
|
|
||
|
Ity dia maneho ireo andriamanitra hafa izay tompoin'ireo vondron'olona hafa. Mahafantatra an'i Yaveh ireo Israelita satria naneho ny tenany tamin'izy ireo Izy ary niaina ny heriny ny olona.
|