16 lines
509 B
Markdown
16 lines
509 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
||
|
|
||
|
Mosesy manohy milaza amin'ny vahoakan'Israely ny tenin'i Yaveh toy ny hoe olona iray ihany ireo Israelita.
|
||
|
|
||
|
# ho an'ny taranaka an'arivony
|
||
|
|
||
|
"ho an'ny taranaka 1,000"
|
||
|
|
||
|
# fa sazio eny amin'ny tavany ireo izay mankahala Azy
|
||
|
|
||
|
Ity fomba fiteny ity dia midika hoe "sazio faingana sy ampahibemaso izy ireo mba ho fantatr'izy ireo fa nanasazy azy ireo Andriamanitra."
|
||
|
|
||
|
# tsy handefitra amin'ireo izay mankahala Azy Izy
|
||
|
|
||
|
"Yaveh dia hanasazy mafy ireo rehetra izay mankahala Azy"
|