12 lines
482 B
Markdown
12 lines
482 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
||
|
|
||
|
Mosesy manohy milaza ny tenin'i Yaveh amin'ny vahoakan'Israely toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.
|
||
|
|
||
|
# Yaveh Andriamanintsika dia iray
|
||
|
|
||
|
"Yaveh Andriamanintsika no ilay Andriamanitra iray sy tokana"
|
||
|
|
||
|
# amin'ny fonao manontolo ianao, amin'ny fanahinao manontolo, ary amin'ny herinao manontolo
|
||
|
|
||
|
Ireo fehezanteny ireo miaraka dia manamafy fa ny olona iray dia heverina fa tokony ho tia fatratra an'Andriamanitra sy ho voatokana ho Azy tanteraka.
|