24 lines
882 B
Markdown
24 lines
882 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
||
|
|
||
|
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
|
||
|
|
||
|
# Fa mitandrema ary ambeno tsara ny tenanao, mba tsy hanadinoinao ... masonao ... fonao ... androm-piainanao ... ampahafantaro amin'ny zanakao sy ny zafinao izany ... nijoroanao teo anatrehan'i Yaveh
|
||
|
|
||
|
Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray izy ireo, noho izany dia tokony ho "ianao" avokoa fa tsy "ianareo"
|
||
|
|
||
|
# Fa mitandrema ary ambeno tsara ny tenanao
|
||
|
|
||
|
"mitandrema tsara ary tsarovy mandrakariva ireo zavatra ireo"
|
||
|
|
||
|
# mba tsy hanadinoinao ... mba tsy handao ny fonao
|
||
|
|
||
|
Ireo fehezanteny roa ireo dia manana hevitra mitovy ary manamafy fa ny vahoakan'Israely dia tokony hahatadidy izay hitan'izy ireo.
|
||
|
|
||
|
# hitan'ny masonao
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "maso" dia entina maneho ilay olona. DH: "izay hitanao"
|
||
|
|
||
|
# Vorio ho Ahy ny vahoaka
|
||
|
|
||
|
"Angony hiaraka ny olona ary ento aty amiko izy ireo."
|