plt_tn/deu/03/18.md

16 lines
538 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
# Nandidy anareo aho tamin'izany fotoana izany
Mosesy dia mampatsiahy ny fokon'i Robena, ny fokon'i Gada, sy ny antsasaky ny fokon'i Manase fa tsy maintsy manampy ireo Israelita hafa haka ny sisa amin'ny tany izay nampanantenain' Andriamanitra azy ireo izy ireo.
# hitam-piadiana hita eo anoloan'ireo
"haka ny fitaovam-piadianareo ary hiampita ny Renirano Jaordana mialoha ny"
# ireo rahalahinareo, ireo olon'Israely
"ireo Israelita namanareo"