plt_tn/dan/11/29.md

16 lines
398 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ho avy hanohitra azy ireo sambon'i Kitima
Ny sambo dia manehi ny tafika hoavy amin'ireo sambo ireo. DH: "hisy tafika hoavy avy any Kitima amin'ny sambo mba hiady amin'ny tafiny."
# Kitima
Mety hilazana fonenana ao amin'ny nosy Sipra any amin'ny Ranomasina Mediteranea.
# Ho sosotra izy
"Ho tezitra be izy"
# haneho sitraka amin'ireo izay
"hiasa araka ny sitrak'izy ireo" na "hanampy ireo"