28 lines
1.4 KiB
Markdown
28 lines
1.4 KiB
Markdown
|
# Raha maty niaraka tamin'i Kristy ianareo tamin'ireo endrik'izao tontolo izao
|
||
|
|
||
|
Amin'izany sarin-teny izany, Paoly dia miresaka ny mpino ho toy ny olona iray izay miombona ara-panahy miaraka amin'i Kristy: maty i Kristy, ka ny mpino dia maty ara-panahy; velona indray Kristy, ka ny mpino dia velona indray amin'ny fiainana ara-panahy, izany hoe, mba ho firaikena amin'Andriamanitra.
|
||
|
|
||
|
# nahoana ary ianareo no miaina toy ny voatery amin'ny tany: ''Aza ... mikasika''?
|
||
|
|
||
|
Paoly dia mampiasa io fanontaniana io mba hibedesana ireo Kolosiana nohon'ny fanarahana finoana dison'ny tany. DH: "atsaharo ny fanekena ny finoana ny tany! Atsaharo ny finoana azy ireny rehefa miteny izy ireny, 'Aza ... mikasika'!"
|
||
|
|
||
|
# miaina toy ny voatery amin'ny tany
|
||
|
|
||
|
"mieritreritra fa tsy maintsy mankato ny fanirian'ny tany"
|
||
|
|
||
|
# ny tany
|
||
|
|
||
|
ireo fisainana, ireo faniriana, ary ireo fanandratan-tenan'ny ankabetsahan'ny olona feno fahotanan'izao tontolo izao.
|
||
|
|
||
|
# ho an'ny fahalovana
|
||
|
|
||
|
"maty." Paoly eto dia mampiasa sarin-teny ho an'ny vatana lo (fahalovana) ao am-pasana.
|
||
|
|
||
|
# Ireny fitsipika ireny dia manana fahendren'ny fomba fivavahana, ny fanetren-tena izay nataon'ny tenany manokana ary ny fampahoriana ny vatana
|
||
|
|
||
|
"Ireny fitsipika ireny dia toa hendry amin'ny tsy finoan'ny olona satria mamela ireo izay manaraka azy ireo hiseho ho manetry tena satria mampijaly ny vatan'izy ireo manokana"
|
||
|
|
||
|
# tsy manan-danja manohitra ny fanarahana filan'ny nofo
|
||
|
|
||
|
"tsy manampy anao hanajanona ny fanirian'ny vatanao"
|