16 lines
330 B
Markdown
16 lines
330 B
Markdown
|
# ilay notorianay ... Nananatra izahay ... nampianatra ... mba hanolorantsika
|
||
|
|
||
|
Tsy tafiditra ao anatin'izany ireo Kolosiana.
|
||
|
|
||
|
# Nananatra ny olona rehetra izahay
|
||
|
|
||
|
"Nampitandrina ny olon-drehetra izahay"
|
||
|
|
||
|
# mba hanolorantsika ny olona rehetra
|
||
|
|
||
|
"mba hanolorantsika ny olona rehetra amin'Andriamanitra"
|
||
|
|
||
|
# feno
|
||
|
|
||
|
"matotra ara-panahy"
|