plt_tn/act/28/23.md

16 lines
595 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ireo mpitarika jiosy any Roma.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny hoe "ny azy" ary "Izy" dia miantso an'i Paoly
# nisafidy andro ho azy izy ireo
"nisafidy fotoana mba hiresahana amin'izy ireo"
# nijoro vavolombelona momban'ny fanjakan'Andriamanitra
Ny "fanjakan'Andriamanitra" eto dia ny fitondran' Andriamanitra amin'ny maha mpanjaka Azy. DH: "nilaza tamin'izy ireo ny momba ny fanjakan'Andriamanitra ho mpanjaka" na "nilaza tamin'izy ireo ny fomba hampisehoan'Andriamanitra ny tenany ho mpanjaka