plt_tn/act/28/13.md

12 lines
495 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahfantarana amin'ny ankapobeny
Ny tsenan'i Apio sy ny Tranombahiny Telo dia tsenam-barotra malaza eo amin'ny làlambe antsoina hoe lalan'Apianina, 50 kilometatra atsimon'ny tanànan'i Roma.
# Tamin'ny alalan'izany no nahatongavanay tany Roma
Rehefa tonga tany Potiolyi i Paoly, dia an-tanety ihany ny dia nankany Roma. DH: "Ary rehefa afaka fito andro, dia niakatra tany Roma izahay"
# taorian'ny nandrenesan'izy ireo ny momba anay
"taorian'ny nandrenesan'izy ireo fa ho avy izahay"