plt_tn/act/27/12.md

12 lines
550 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Satria ao amin'ny seranana dia tsy mora raha hijanonana mandritry ny ririnina
DH: "Azonao atao ny manambara mazava ny antony maha sarotra ny fijanonana ao amin'ny seranana. DH: "ny seranana dia tsy niaro tanteraka ireo sambo miantsona eo nandritra ny ririnina"
# 'ny seranana
toerana iray manakaiky tany izay tsy azo antoka ho an'ny sambo
# manatrika ny mianavaratra-andrefana sy ny mianatsimo-andrefana izany
Midika izany fa ny tanàna dia miatrika ny fitsokan'ny rivotra. Ka dia namely ny tanàna ny rivotra avy any avaratra sy andrefana.