plt_tn/act/26/12.md

20 lines
892 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Raha mbola teo ampiresahana tamin'i Agripa i Paoly dia niresaka momban'ny resany tamin'ny Tompo.
# Raha mbola nanao izany aho
Nampiasa io fehezanteny io i Paoly mba hanamarihina ny fiarovana azy. Niresaka momba ny fotoana nahitany an'i Jesosy izy ary lasa mpianany.
# tamin'ny fahefana sy ireo didy
Paoly dia nanoratra taratasy avy amin'ireo mpitarika jiosy, nanome fahefana azy hanenjika ireo mpino jiosy
# nahare feo niresaka tamiko aho izay niteny
DH: "nahare olona niresaka tamiko aho izay niteny hoe"
# Sarotra ho anao ny handaka fanindronana
Ho an'i Paoly ny hanohitra an'i Jesosy sy ny fanenjehana ireo mpino, dia toy ny hoe omby izy ka miondrika eo amin'ilay tsorakazo maranitra izay ampiasain'ny olona hitazomana ilay biby. Midika izany fa manimba ny tenany ihany i Paoly. DH: "Hanimba ny tenanao tahaka ny omby mitaingina aviavy ianao"