plt_tn/act/21/22.md

32 lines
1.4 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Indro ny teny hoe "izahay" dia manondro an'i Jakôba sy ireo loholona.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ireo mpino jiosy tany Jerosalema izay te hampianatra ny mpino jiosy fa mbola afaka manaraka ny lalàn'i Mosesy izy ireo.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny hoe "izy ireo", "ny azy ireo", ary ny teny voalohany "izy ireo" dia manondro ireo lehilahy efatra nanao voady. Ny teny faharoa hoe "izy ireo" dia milaza ireo mpino jiosy tany Jerosalema izay te hampianatra ny mpino jiosy fa mbola afaka manaraka ny lalàn'i Mosesy izy ireo.
# lehilahy efatra izay nanao voady
"lehilahy efatra nanao fanekena tamin'Andriamanitra". Izany no karazana voady izay tsy ahafahan'ny olona misotro toaka na manapaka ny volony mandra-pahatapitry ny fotoana voafetra.
# Ento ireo lehilahy ireo ary diovy miaraka amin'izy ireo ny tenanareo
Tsy maintsy nanao ny tenany ho madio ara-pomba izy ireo mba hahafahany manompo ao amin'ny tempoly.
# haloavy ireo fandanian'izy ireo,
"Aloavy izay ilain'izy ireo." Ireo fandaniana dia handehanana hividy ondrilahy lahy sy vavy ary fanatitra varimbazaha sy divay.
# hanaratra ny lohany izy ireo.
Famantarana ny nahavitan'ilay olona ny zavatra nampanantenainy an'Andriamanitra.
# ireo zavatra izay nolazaina momba anareo
: "ny zavatra lazain'ny olona momba anareo"