8 lines
302 B
Markdown
8 lines
302 B
Markdown
|
# nanao fihetsika tamin'ny tanany i Aleksandra, te hanome fanazavana
|
||
|
|
||
|
Azonao atao ny manazava fa niezaka ny nampangina ireo vahoaka i Aleksandra. DH: "nanao fihetsika tamin'ireo mpanatrika mba hangina ka hahafahany manazava"
|
||
|
|
||
|
# hanome fanazavana
|
||
|
|
||
|
Te hiteny izy, kanefa tsy mazava tsara izay holazainy.
|