plt_tn/act/16/14.md

24 lines
916 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ity no mamarana ny tantaran'i Lydia.
# Nisy vehivavy iray atao hoe Lydia
Eto ny "vehivavy iray" dia manolotra olona vaovao ao amin'ilay tantara. DH: "Nisy vehivavy iray nantsoina hoe Lydia"
# mpivaro-damba volomparasy
DH: "mivarotra lamba miloko volomparasy"
# nanompo an'Andriamanitra
ny mpanompo an'Andriamanitra dia Jentilisa izay mivavaka sy manaraka an'Andriamanitra fa tsy mankatoa ireo lalàna Jiosy.
# Nanokatra ny fony ny Tompo hitandrina ny teny izay
Ny Tompo dia nisarika ny sain'ireo olona mba hiaino ny hafatr'i Paoly toy ny hoe manokatra ny fon'ny olona. DH: "Ny Tompo dia nahatonga azy hahatakatra sy handinika akaiky ireo zavatra ireo"
# Nanokatra ny fony
Eto ny "fo" dia misolo ny sain'ny olona iray. Ankoatra izany, ny mpanoratra dia miresaka momba ny "fo" na "saina" toy ny hoe boaty iray ahafahan'ny olona misokatra ka vonona ny olona hameno izany.