28 lines
934 B
Markdown
28 lines
934 B
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
|
||
|
|
||
|
Nandao an'i Antokia i Paoly, Barnabasy, Joda, ary i Silasy.
|
||
|
|
||
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
||
|
|
||
|
eto ny teny "izy ireo" roa voalohany dia manindro an'i Paoly, Barnabasy, Joda, ary Silasy. Ny teny hoe "izy ireo" manaraka sy ny teny hoe "azy ireo" dia manondro ny mpino jentilisa tany Antiokia.
|
||
|
|
||
|
# rehefa voaroaka izy ireo
|
||
|
|
||
|
DH: "rehefa naniraka azy ireo ireo Apostoly ary ireo loholona" na "rehefa noroasin'ireo mpino tao Jerosalema izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# nidina tany Antiokia
|
||
|
|
||
|
Ny fehezanteny hoe "nidina" dia ampiasaina eto satria Antiokiaa dia ambany kokoa noho Jerosalema.
|
||
|
|
||
|
# mpaminany ihany koa
|
||
|
|
||
|
Ny mpaminany dia nahazo alalana avy amin'Andriamanitra hiteny ho Azy. DH: "satria mpaminany izy ireo" na "izay mpaminany"
|
||
|
|
||
|
# ireo rahalahy
|
||
|
|
||
|
"ireo namana mpino"
|
||
|
|
||
|
# nampatanjaka azy ireo
|
||
|
|
||
|
Ny fanampiana ireo olona mba hiantehitra bebe kokoa amin'i Jesosy dia lazaina fa toy ny hoe mapatanjaka kokoa azy ireo.
|