plt_tn/act/15/01.md

32 lines
1.3 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Paoly sy Barnabasy dia mbola tany Antiokia, fony nisy fifamaliana momban'ireo Jentilisa sy ny famorana.
# Ny olona sasany
"Ny olona sasany." Afaka hazavaina mazava tsara fa ireo olona ireo dia Jiosy izay nino an'i Kristy.
# nidina avy tany Jodia
Ny fehezanteny hoe "nidina" dia ampiasaina eto satria i Jodia dia avo kokoa noho ny Antiokia.Paul sy Barnabasy dia mbola tany Antiokia rehefa nisy fifandirana momba ny Jentilisa sy ny famorana.
# nampianatra ireo rahalahy
Eto "ry rahalahy" dia milaza ireo mpino ao amin'i Kristy. Izany dia manambara fa tany Antiokia izy ireo. DH: "nampianatra ireo mpino tany Antiokia"
# Raha tsy vita famorana araka ny fomba fanaon'i Mosesy ianareo, dia tsy ho voavonjy ianareo
"Raha tsy forain'ny olona araka ny fomban'i Mosesy ianareo, dia tsy afaka ny hamonjy anareo Andriamanitra" na "Andriamanitra tsy hamonjy anareo amin'ny fahotanareo, raha tsy mifora araka ny lalàn'i Mosesy ianareo"
# fifandirana sy ady hevitra tamin'izy ireo
DH: "nifanatrika sy niady hevitra tamin'ireo lehilahy avy any Jodia"
# hiakatra any Jerosalema
Jerosalema dia avo toerana raha ampitahaina amin'ireo toerana hafa tao Israely, ka rariny ny fitenin'ny Israelita hoe niakatra ho any Jerosalema.
# izany fanontaniana izany
"izany olana izany"