36 lines
1.4 KiB
Markdown
36 lines
1.4 KiB
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
||
|
|
||
|
Ny teny faharoa dia avy amin'i Isaia mpaminany.
|
||
|
|
||
|
# Noho izany
|
||
|
|
||
|
Ity teny ity dia manamarika toe-javatra nitranga vokatry ny izay zavatra nitranga teo alohany. Amin'ity tranga ity, ny fisehoan-javatra teo aloha dia nananganan' Andriamanitra an'i Jesosy tamin'ny maty.
|
||
|
|
||
|
# raintsika
|
||
|
|
||
|
"ireo razanay." Mbola miresaka amin'ireo Jiosy niova fo hafa tao amin'ny synagoga tany Antiokia any Pisidia i Paoly. Ireo no razamben'ny Jiosy, ary ireo razambe ara-panahy niova fo.
|
||
|
|
||
|
# izay nampanantenain'Andriamanitra tamin'ny raintsika izay efa tanterany
|
||
|
|
||
|
"notanterahin'Andriamanitra ny fampanantenainy"
|
||
|
|
||
|
# ho antsika, zanak'izy ireo
|
||
|
|
||
|
"Ho antsika izay zanaky ny razantsika." Mbola miresaka amin'ireo Jiosy niova fo hafa tao amin'ny synagoga tao Antiokia any Pisidia i Paoly. Ireo no razamben'ny Jiosy, ary ireo razambe ara-panahy niova fo.
|
||
|
|
||
|
# tamin'ny nananganany an'i Jesosy
|
||
|
|
||
|
"amin'ny famelomana an'i Jesoa indray"
|
||
|
|
||
|
# izay efa voasoratra ao amin'ny salamo faharoa
|
||
|
|
||
|
"Izany fahamarinana izany dia voasoratra ao amin'ny Salamo faharoa ihany koa"
|
||
|
|
||
|
# Zanaka ... Ray
|
||
|
|
||
|
Ireo fiantsoana ireo dia manan-danja lehibe satria mamaritra ny fifandraisana eo amin'i Jesosy sy Andriamanitra.
|
||
|
|
||
|
# Ny antony nananganana azy tamin'ny maty dia ny mba tsy hahasimba mandrakizay ny vatany, Andriamanitra niteny toy izao
|
||
|
|
||
|
"Nolazain'Andriamanitra ireo teny ireo momba ny famelomany an'i Jesosy ho velona indray mba tsy ho faty intsony"
|