plt_tn/act/10/42.md

28 lines
966 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Namarana ny teniny tamin'ny tsirairay tao an-tranon'i Kornelio i Petera, izay natombony tao amin'ny 10:34
# Fampahalalana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny "isika"na "aminay" dia mampiditra an'i Petera sy ireo mpino. ny mpihaono azy dia tsy ao anatiny.
# fa izy ilay iray nofidin'Andriamanitra
DH: "Fa Andriamanitra dia nifidy an'i Jesosy"
# ny velona sy ny maty
Io dia manondro ireo olona izay mbola miaina sy ireo izay efa maty. DH: "ireo olona izay miaina sy ireo izay maty"
# Ho azy no hijoroan'ny mpaminany rehetra vavolombelona
Ireo mpaminany rehetra dia nijoro vavolombelona ho an''i Jesosy
# ireo izay mino azy no handray famelan-keloka
DH: "Andriamanitra dia namela ny otan'ireo izay nino an'Jesosy noho ireo zavatra nataony"
# amin'ny alalan'ny anarany
Eto "ny anarany" dia manondro ireo zavatra nataony. Ny dikan'ny anarany dia Andriamanitra izay namonjy. DH: ''tamin'ny alalan'izay nataon'i Jesosy azy ireo"