28 lines
1.2 KiB
Markdown
28 lines
1.2 KiB
Markdown
|
# Tonga teny amin'ny fanahy rehetra ny tahotra
|
||
|
|
||
|
Eto ny teny "tahotra" dia maneho ny fanajana lehibe sy hatalanjon'izy ireo amin'Andriamanitra. Ny teny "fanahy" dia maneho ny olona manontolo. DH: "ny olona tsirairay dia mahatsapa fanajana lalina sy hatalanjonana an'Andriamanitra"
|
||
|
|
||
|
# fahagagana sy famantarana maro no vita tamin'ny alalan'ny apostoly
|
||
|
|
||
|
Ireto no mety ho diakany 1) "ireo Apostoly dia nanao fahagagana sy famantarana maro" na 2) Andriamanitra dia nanao fahagagana sy famantarana maro tamin'alalan'ireo Apostoly"
|
||
|
|
||
|
# Ireo rehetra nino dia niangona
|
||
|
|
||
|
Ireo mety ho dikany 1) "Izy rehetra dia nino ilay zavatra mitovy"na 2) "" Ny rehetra izay dia niangona teo amin'ny toerana mitovy."
|
||
|
|
||
|
# nanana zavatra nitovy
|
||
|
|
||
|
"nifampizara izay ananany tamin'ireo hafa"
|
||
|
|
||
|
# taniny sy ny fananany
|
||
|
|
||
|
"tany sy izay zavatra nananan'izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# nizara izany tamin'izy rehetra
|
||
|
|
||
|
ny teny "izy rehetra" dia manambara ireo vola izay azon'izy ireo tamin'ny famarotana ireo tany sy fananan'izy ireo. DH: "nizara ireo tombony tamin'ny rehetra"
|
||
|
|
||
|
# arak'izay nilain'ny tsirairay avy
|
||
|
|
||
|
nizara ireo tombony izay azon'izy ireo tamin'ny famarotana ny tany sy fananan'izy ireo hoan'ireo mpino izay mila izany.
|