plt_tn/act/02/29.md

28 lines
985 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Nanohy ny teniny izay natombony tao amin'ny 1:15 tamin'ireo Jiosy nanodidina azy sy ireo mpino hafa tao Jerosalema i Petera.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ao amin'ny andininy faha 29 sy 30 ny teny "izy" dia maneho an'Davida.
# Rahalahy
"namana Jiosy"
# efa maty izy no nalevina
Azo hadika ko hoe: "maty izy ary nalevin'ireo olona"
# efa nanao fianianana taminy fa izay hateraky ny kibony no hipetraka eo ambonin'ny seza fiandrianany
"Andriamanitra dia hametraka iray amin'ireo taranak'i Davida eo amin'ny seza fiandrianana" DH: "Andriamanitra dia hametraka iray amin'ireo taranak'i Davida mba ho mpanjaka hisolo toerana an'Davida"
# Efa hitany izany
"Efa fantany mialohan'ny hitrangany izany." Nampiasa izany fiteny izany i Petera mba hiresahana ny fahafantarana mialoha tahaka ny hoe efa hita tany aloha izany.
# izy tsy navela tao amin'ny fiainan-tsy hita
DH: "Andriamanitra dia tsy namela Azy any amin'ny fiainana tsy hita"