plt_tn/2ti/02/06.md

12 lines
461 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ilaina ny fandraisan'ilay mpamboly izay miasa mafy ny anjara vokany voalohany
Ity no sarinteny fahatelo izay omen'i Paoly an'i Timoty momban'ny asa. Ny mpamaky dia tokony hahazo fa ny mpanompon'i Kristy dia mila miasa mafy.
# Saino ny momba izay lazaiko
Paoly dia nanome sarinteny tamin'i Timoty, fa tsy nanazava tsara ireo dikany. Nanantena an'i Timoty hahazo an-tsaina izay nolazainy momban'ireo mpanompon'i Kristy izy.
# fa ny Tompo
"satria ny Tompo"