24 lines
1.6 KiB
Markdown
24 lines
1.6 KiB
Markdown
|
# Koa nahoana ianareo no tezitra amin'izany?
|
||
|
|
||
|
Mametraka io fanontaniana fampisainana io ireo lehilahin'i Joda mba hibedesana ireo lehilahin'i Israely. Io dia afaka soratana ho fehezanteny. DH: "Nefa tsy manana antony hahatohina anareo ny amin'izany."
|
||
|
|
||
|
# Efa nandany izay novidin'ny mpanjaka ve izahay? Efa nanome fanomezana ho anay ve izy?
|
||
|
|
||
|
Manontany io fanontaniana io ireo lehilahin'i Joda mba hanehoana fa tsy naka na inona na inona tamin'ny mpanjaka izy ireo. Io dia afaka soratana ho fehezanteny. DH: "Tsy mbola nividy sakafo ho anay ny mpanjaka, ary tsy mbola nanome fanomezana anay mihitsy izy."
|
||
|
|
||
|
# manan-jo kokoa ny amin'i Davida noho ianareo izahay
|
||
|
|
||
|
"manana fanambarana lehibe kokoa amin'i Davida noho ny ianareo izahay." Mety hanampy ny anambarana mazava ny dikan'ny hoe "zo kokoa". DH: "manan-jo hanompo ny mpanjaka sy hiaraka amin'ny mpanjaka noho ianareo kokoa izahay"
|
||
|
|
||
|
# Koa nahoana ianareo no manao tsinontsinona anay?
|
||
|
|
||
|
Mametraka io fanontaniana fampisainana io ireo lehilahin'i Israely mba hanehoana ny hatezeran'izy ireo. Io dia afaka soratana ho fehezanteny. DH: "Tsy tokony nanao tsinontsinona anay ianareo!"
|
||
|
|
||
|
# Moa ve tsy ny tolo-kevitray ny amin'ny hitondrana ny mpanjakanay hiverina no rè voalohany?
|
||
|
|
||
|
Mametraka io fanontaniana fampisainana io ireo lehilahin'i Israely mba hibedesana ny vahoakan'i Joda. Io dia afaka soratana ho fehezanteny. DH: "Izahay nanorohevitra voalohany hoe hampody ny mpanjaka izahay!"
|
||
|
|
||
|
# ireo tenin'ny lehilahin'i Joda dia mahery kokoa noho ireo tenin'ny lehilahin'Israely
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "teny" dia manondro ny tenin'ireo lehilahy. DH: "niteny mafy kokoa noho ireo lehilahin'ny Israely ireo lehilahin'i Joda"
|