16 lines
1.0 KiB
Markdown
16 lines
1.0 KiB
Markdown
|
# Maika fa...tsy tokony hangataka ny ràny eo an-tananareo ve aho, ary manala anareo eto an-tany?
|
||
|
|
||
|
Io fanontaniana io dia nampiasaina mba hanehoana fa efa nanao heloka be vava indrindra ireo lehilahy. Izany dia afaka ambara mazava ao amin'ny fandikan-teny. DH: "Mbola meloka kokoa aza ianao! Adidiko ny mitaky ny ràny amin'ny tananao sy ny hanala anao amin'ny tany".
|
||
|
|
||
|
# hangataka ny ràny eo an-tananareo
|
||
|
|
||
|
Ny andianteny hoe "ràny" dia manambara ny ain'i Isboseta. Eto ny hoe "eo an-tananareo" dia manambara an'i Rekaba sy Bana, ireo zanaka lahin'i Rimona Berotita, izay nampidirina tao amin'ny 4:5. DH: "mihazona anao ho tompon'andraikitra amin'ny fahafatesan'i Isboseta"
|
||
|
|
||
|
# nanapaka ny loha sy ny tongotr'izy ireo ary nanantona azy ireo
|
||
|
|
||
|
Ireo dia fihetsika famantarana mba hanehoana fanamavoana ireo lehilahy.
|
||
|
|
||
|
# nalain'izy ireo ny lohan'Isboseta ary naleviny tao amin'ny fasana
|
||
|
|
||
|
Io dia fihetsika famantarana mba hanomezam-boninahitra an'i Isboseta. Io dia afaka nambara mazava. DH: "nomen'izy ireo voninahitra tamin'ny nandevenana ny lohany tao am-pasana i Isboseta"
|