12 lines
647 B
Markdown
12 lines
647 B
Markdown
|
# tsy nosarahina izy ireo tamin'ny fahafatesan'izy ireo
|
||
|
|
||
|
Ny andianteny hoe "tsy nosarahina'' dia nampiasaina mba hanindriana fa niaraka foana izy ireo. DH: "na dia maty aza dia niaraka izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# Malaika noho ny voromahery izy ireo, natanjaka noho ny liona
|
||
|
|
||
|
I Saoly sy i Jonatana dia resahina toy ny hoe mailaka noho ny voromahery ary matanjaka noho ny liona.
|
||
|
|
||
|
# izay nampitafy jaky mena sy firavaka anareo, ary izay nametaka firavaka volamena teo amin'ny akanjonareo
|
||
|
|
||
|
"izay nanome akanjo tsara sy firavaka anareo". Ireo andianteny roa ireo dia mitovy ihany ny dikany izay manoritsoritra ny fanomezana ireo vehivavy akanjo lafo vidy, manintona.
|