16 lines
585 B
Markdown
16 lines
585 B
Markdown
|
# Aoka tsy ho adinoinareo
|
||
|
|
||
|
"Tsy tokony tsy ho takatrareo izany" na "aza atao mandalo fotsiny izany."
|
||
|
|
||
|
# Ny indray andro amin'ny Tompo dia toy ny arivo taona
|
||
|
|
||
|
"Fa avy amin'ny fomba fijerin'ny Tompo, ny indray andro dia toy ny arivo taona."
|
||
|
|
||
|
# Ny Tompo dia tsy ela amin'ny fanatanterahana ireo fampanantenany
|
||
|
|
||
|
"Ny Tompo dia tsy ela amin'ny fanatanterahana ireo teny fikasany."
|
||
|
|
||
|
# Araka izay lazain'ny sasany ho fahelany
|
||
|
|
||
|
Ny olona sasany dia mihevitra fa ny Tompo dia ela amin'ny fanatanterahana ireo fampanantenany satria ny fomba fijeriny ny fotoana dia tsy mitovy ny an'Andriamanitra.
|