32 lines
910 B
Markdown
32 lines
910 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Petera dia nanomboka nampianatra ireo mpino mahakasika ny fiainana araka an'Andriamanitra.
|
||
|
|
||
|
# Ho an'ny fiainana sy toe-panahy araka an'Andriamanitra
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe: "toetra araka an'Andriamanitra" dia mamaritra ny teny hoe: "fiainana". DH: "ho an'ny fainana araka an'Andriamanitra."
|
||
|
|
||
|
# Izay niantso antsika
|
||
|
|
||
|
Eto ny teny hoe: "antsika" dia manondro an'i Petera sy ireo mpihaino.
|
||
|
|
||
|
# Tamin'ny alalan'ny voninahiny sy ny fahatsarany manokana
|
||
|
|
||
|
"Tamin'ny alalan'ny voninahiny sy ny fahatsaran'ny fitondran-tena."
|
||
|
|
||
|
# Tamin'ny alalan'ireo
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe: "ireo" dia manondro ny "voninahiny manokana sy ny fahatsarany.'
|
||
|
|
||
|
# Mba ho tonga mpizara
|
||
|
|
||
|
"Mba hizara ianareo."
|
||
|
|
||
|
# Fomban'Andriamanitra
|
||
|
|
||
|
Toy ny ahoana Andriamanitra
|
||
|
|
||
|
# Ny fahalotoana izay eto an-tany
|
||
|
|
||
|
Ny antony mahatonga izao tontolo izao ho voaozona ho ringana dia lazaina tahaka ny hoe zavatra eran'izao tontolo izao izy ireny.
|