12 lines
467 B
Markdown
12 lines
467 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Mitohy ny fitantarana izay navalin'i Josia Mpanjaka ny hafatra avy tamin'i Yaveh.
|
||
|
|
||
|
# Namoaka ... izy, nadoro izany ... Notorotoroiny ... ka nariany ... Nodioviny
|
||
|
|
||
|
Ny hoe "izy" eto manondro an'i Josoa, tsara kokoa raha azavaina amin'ny mpamaky fa nisy olona hafa, mety hoe i Hilkia sy "ireo mpisorona ambany fahefany" (23:4) nanampy an'i Josoa nanao izany.
|
||
|
|
||
|
# nanenonan'ireo vehivavy fitafiana
|
||
|
|
||
|
"nanjairan'ireo vehivavy akanjo"
|