16 lines
1.1 KiB
Markdown
16 lines
1.1 KiB
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Mbola nanohy nilaza tamin'ireo lehilahin'i Hezekia mpanjaka ny hafatra avy tany amin'ny mpanjakan i Asyria i Rabsake.
|
||
|
|
||
|
# Inona no loharanon'ny fahatokianao? ... Ary ankehitriny iza no itokianao? Iza no nanome herim-po anao hikomy hanohitra ahy?
|
||
|
|
||
|
Tsy niandry valiny akory ny mpanjakan'i Asyria raha nanontany izany fanontaniana izany an'i Hezekia mpanjaka tamin'ny alalan'ny Rabseka mpitondra ny hafany, fa kosa te-hampiahiahy an'i Hezekia mpanjaka sy ny fanohananan'i Egipta izy. DH: "Aza mahatoky an'iza na iza. Hadalanao ny nikomy nanohitra ahy."
|
||
|
|
||
|
# ny tehina volotara torotoron'ny Egypta
|
||
|
|
||
|
Nampitahain'ny mpanjakan'i Asyria tamin'ny tehina malemy, nanantena ianao fa hahazaka ano izany raha mitehina amin'izany ianao, saingy indrisy fa ho tapaka izany ka hanapaka anao. DH: "ny fanohanana malemin'i Egypta"
|
||
|
|
||
|
# kanefa raha mitehina amin'izany ny olona, dia hiraikitra eo amin'ny tanany izany ka handoaka izany
|
||
|
|
||
|
Eto ilay olona miresaka dia manitatra ny sarinteny amin'ny fanoritsoritana izay hitranga raha toa ka volotara no ampiasaina ho fianteherana. DH: "kanefa raha misy olona mampiasa izany ho fianteherana, dia haratra izy"
|