plt_tn/2ki/17/34.md

8 lines
334 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# mikiry amin'ireo fomba fanaon'izy ireo taloha izy ireo
"mbola manohy ireo fanaony mahazatra tany aloha izy ireo"
# Sady tsy manome voninahitra an'i Yaveh izy ireo, no tsy manaraka
Ny hampitony an'i Yaveh ihany no nahaliana ny vahoaka. Sady tsy liana izy ireo no tsy nahafantatra fa te-hanana fifandraisana amin'izy ireo i Yaveh.