plt_tn/2ki/13/22.md

12 lines
687 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nefa namindra fo ny Israely i Yaveh, ka nangoraka azy ireo ary nihantra azy ireo
Ilaina ny mizara io fehezanteny io ho fizarana roa. DH: "Nefa tena nalemy fanahy tamin'ny vahoaka Israelita i Yaveh. Novonjeny izy ireo" (UDB)
# Ka tsy nandringana azy ireo i Yaveh
Ny faneken'i Yaveh no antony tsy nandringanany ny Israely. Azo azavaina izany. DH: "Izany no antony tsy nandringanan'i Yaveh azy ireo" na "Noho izany fanekena izany, no tsy nandriganan'i Yaveh azy ireo"
# tsy nandroaka azy ireo tamin'ny fanatrehany Izy
Ny fandroasan'i Yaveh dia resahina toy ny hoe Izy tenany mihitsy no nandroaka ny Israely teo amin'nt toerana izay nisy azy ireo. DG: "tsy nandroaka azy ireo" (UDB)