32 lines
957 B
Markdown
32 lines
957 B
Markdown
|
# Bidkara
|
||
|
|
||
|
Ananran-dehilahy izany.
|
||
|
|
||
|
# Alaivo izy ary atsipazo
|
||
|
|
||
|
"Alaivo ny fatiny ary atsipazo ... izany" na "Alaivo ny nofo mangatsiakany ary atsipazo ... izany" (UDB)
|
||
|
|
||
|
# Tsarovy tamin'ny
|
||
|
|
||
|
"Tadidio tamin'ny"
|
||
|
|
||
|
# nanaraka an'i Ahaba rainy
|
||
|
|
||
|
Midika izany fa nitondra kalesy nanaraka ny kalesin'i Ahaba izy ireo. DH: "nanaraka taorian'ny kalesin'i Ahaba rainy"
|
||
|
|
||
|
# nametraka izany faminaniana izany hamelezana azy i Yaveh
|
||
|
|
||
|
"nilaza izany faminaniana izany hamelezana an'i Ahaba i Yaveh
|
||
|
|
||
|
# ràn'i Nabota sy ny ràn'ireo zanany lahy
|
||
|
|
||
|
Eto ny teny hoe "rà" dia ilazana ny hoe "mamono." DH: "ny namonoana an'i Nabota sy ny namonoana an'ireo zanany aho omaly"
|
||
|
|
||
|
# hampanonitra anao ... Aho
|
||
|
|
||
|
Izany dia midika fa hanafay an'i Ahaba Izy ny amin'ny ratsy izay efa nataony. DH: "Hanome izay mendrika anao Aho ny amin'ny ratsy izay efa nataonao"
|
||
|
|
||
|
# alaivo izy ary atsipazo eo amin'io saha io
|
||
|
|
||
|
"alaivo ny fatin'i Jorama ary atsipazo eo amin'io saha io izany, izay an'i Nabota"
|