plt_tn/2ki/06/24.md

40 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Beni-hadada
Anaran'ny mpanjakan'i Syria izany. Ny anarany dia midika hoe "zanak'i Hadada"
# nanafika an'i Samaria
Nanafika an'i Samaria ny mpanjaka sy ny tafiny. DH: "nanafika an'i Samaria izy ireo"
# Indro
Eto ny teny hoe "indro" dia entina manaitra antsika mba hifantoka amin'ny vaovao tsy ampoizina manaraka.
# mandra-pahalafo ho sekely volafotsy valopolo ny lohan'ampondra iray
Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "ny vidin'ny lohan'ampondra iray dia sekely volafotsy valopolo"
# sekely volafotsy valopolo
"sekely volafotsy 80"
# ampahefatry ny kaba
Azo atao ny mampiasa famarana fampiasa amin'ny vanim-potoana ankehitriny. DH: "ampahefatry ny litatra" na "fahefan'ny litatra"
# ampahefatry ny
"ampahefatry ny litatra"
# taim-boromailala
Azo ampiana teny hafa izany. DH: "taim-boromailala ho an'ny" na "taim-boromailala atakalo"
# nandalo teo amin'ny manda
"nandeha teo an-tendron'ny mandan'ny tanàna"
# tompoko
Izany anarana izany no niantsoan'ilay vehivavy ny mpanjaka mba ho mari-panajana azy.