8 lines
628 B
Markdown
8 lines
628 B
Markdown
|
# Nefa rehefa namporisika an'i Elisa izy ireo mandra-pahamenatra azy
|
||
|
|
||
|
Nanamafy ny fangatahany tamin'i Elisa ireo zanaky ny mpaminany nandra-pahasorena azy ny amin'ny fitenenana hoe "tsia." DH: "Nisisika nangataka tamin'i Elisa izy ireo nandra-pahasorena azy ny amin'ny fandavana izany fangatahan'izy ireo izany.
|
||
|
|
||
|
# Tsy niteny taminareo ve aho hoe: 'Aza mandeha'?
|
||
|
|
||
|
Nampiasa izany fanontaniana fampisainana izany i Elisa mba hanasongadinany fa efa niteny azy ireo mialoha ny amin'izay hitranga izy. Azo atao fehezanteny tsotra izany. DH: "Efa niteny anareo aho fa tsy tokony nandeha ianareo, satria tsy hahita azy ianareo!" (UDB)
|