16 lines
743 B
Markdown
16 lines
743 B
Markdown
|
# fampitahana izany amin'ny zotom-pon'ny olona hafa
|
||
|
|
||
|
Mampahery ireo Korintiana mba hanome am-palalahana i Paoly, amin'ny fampitahana azy ireo amin'ny falalan-tanan'ireo fiangonan'i Makedonia.
|
||
|
|
||
|
# ny fahasoavan'nyTompontsika Jesosy Kristy
|
||
|
|
||
|
Eto ny teny hoe "fahasoavana'' dia manamafy ny falalahan-tanana izay nitahian'i Jesosy ireo Korintiana.
|
||
|
|
||
|
# na nanan-karena aza izy, dia lasa mahantra noho ianareo, koa amin'ny alalan'ny fahantrana
|
||
|
|
||
|
Resahin'i Paoly fa talohan'ny nisehoan'i Jesosy dia nahantra Izy, ary rehefa tonga olombelona Izy dia nahantra.
|
||
|
|
||
|
# amin'ny alalan'ny fahantrana no mety ahazoanareo harena.
|
||
|
|
||
|
Resahin'i Paoly toy ny hoe vokatry ny fahatongavan'i Jesosy ho olombelona ny fahatongavan'ireo Korintiana ho manan-karena ara-panahy.
|