plt_tn/2co/08/03.md

16 lines
584 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nanolo-tena... izy ireo
Izany dia manondro ireo fiangonana any Makedonia.
# tamin'ny sitrapon'izy ireo manokana
"an-tsitrapo"
# niaraka tamin'ny fitalahoana mafy no nangatahan'izy ireo taminay
Eto ny teny hoe "Fitalahoana" sy "nangatahana" mitoitovy heitra ary manamafy ny fahazotoana amin'ny fangatahan'ny olona. DH: "nangataka tamim-pahazotoana taminay izy ireo"
# amin'ity asa fanompoana eo amin'ireo mpino ity
Miresaka ny amin'ny fanomezana vola ho an'ireo mpino any Jerosalema i Paoly. DH: "ity asa fanompoana amin'ny fanomezam-bola ho an'ireo mpino any Jerosalema ity"