16 lines
1.3 KiB
Markdown
16 lines
1.3 KiB
Markdown
|
# Izahay izay velona dia mitondra hatrany ao amin'ny vatanay ny fahafatesan'i Jesosy
|
||
|
|
||
|
Ny fitondrana ny fahafatesan'i Jesosy dia maneho hoe am-bava lozan'ny fahafatesana noho'ny tsy fivadihana amin'i Jesosy. DH: "Ho an'ireo izay velona eo aminay, Andriamanitra dia mitondra anay hiatrika fahafatesana mandrakariva satria miaraka amin'i Jesosy izahay." na "ireo olona no mahatonga anay izay velona ho ambava-lozan'ny fahafatesana mandrakariva satria miaraka amin'i Jesosy izahay"
|
||
|
|
||
|
# amin'izay ny fiainan'i Jesosy dia hiseho eo amin'ny vatanay olombelona
|
||
|
|
||
|
Tian'Andriamanitra hiseho eo aminay ny fiainan'i Jesosy. Ireo mety ho dikany1) "ny tenanay dia ho velona indray, satria velona Jesosy" na 2) "mba hiseho eo amin'ny tenanay ny fiainana ara-panahy izay omen'i Jesosy." Jereo ny fomba nandikanao izany fehezanteny izany ao amin'ny 4:7.
|
||
|
|
||
|
# amin'izay ny fiainan'i Jesosy dia hiseho eo amin'ny vatantsika olombelona
|
||
|
|
||
|
Azo adika hoe DH: "mba hahafahan'ny olona mahita ny fiainan'i Jesosy amin'ny tenanay." Jereo ny fomba nandikanao izany fehezanteny izany ao amin'ny 4:7.
|
||
|
|
||
|
# ny fahafatesana dia miasa ao aminay, fa ny fiainana miasa ao aminareo
|
||
|
|
||
|
Resahin'i Paoly toy ny hoe olona afaka miasa ny fahafatesana sy fiainana.Midika izany fa izy ireo dia tandidonin-dozan'ny fahafatesana ara-nofo mandrakariva mba hahafahan'ireo korintiana manana ny fiainana ara-panahy.
|