24 lines
866 B
Markdown
24 lines
866 B
Markdown
|
# Nanoratra aho tahaka ny nataoko
|
||
|
|
||
|
Izany dia manambara taratasy iray hafa izay nosoratan'i Paoly tamin'ireo Korintiana Kristina izay tsy misy intsony. DH: "Nanoratra aho tahaka ny nataoko tamin'ny taratasy teo aloha"
|
||
|
|
||
|
# mba tsy ho voaratran'ireo izay tokony nampifaly ahy
|
||
|
|
||
|
I Paoly dia miresaka momban'ny fitondran-tenan'ireo Korintianina sasatsany izay nahatonga azy nanaintaina ara-panahy. Azo atao hoe DH: "mba tsy handratra ahy ireo izay tokony nampifaly ahy"
|
||
|
|
||
|
# fifaliako dia fifaliana mitovy amin'ny anareo rehetra
|
||
|
|
||
|
"Izay manome fifaliana anareo no manome fifaliana ahy ihany koa"
|
||
|
|
||
|
# amin'ny fahoriana lehibe
|
||
|
|
||
|
Eto ny teny hoe: "fahoriana" dia milaza ny fanaintainana ara-panahy.
|
||
|
|
||
|
# miaraka amin'ny fangirifirin'ny fo
|
||
|
|
||
|
Eto ny teny hoe: "fo" dia milaza ny toerana misy ny fihetseham-po. DH: "miaraka amin'ny alahelo mafy"
|
||
|
|
||
|
# amin'ny ranomaso be
|
||
|
|
||
|
"fitomaniam-be"
|