plt_tn/2ch/10/08.md

12 lines
355 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# tsy norarahian'i Rehoboama ny torohevitra
D.H: "tsy nanaraka ny torohevitra i Rehoboam"
# tovolahy
Ny "tovolahy" dia maneho ny tsy fahampian'ny fahendrena sy traikefa amin'ny fampitahana amin'ny lahy antitra izay nanoro hevitra an'i Solomona.
# izay niara-lehibe taminy, izay nitsangana teo anatrehany
izay efa namany efa ela, nanoro hevitra aminy