20 lines
1.0 KiB
Markdown
20 lines
1.0 KiB
Markdown
|
# Tsy tokony ho olona vao niova fo izy
|
||
|
|
||
|
"Tsy tokony ho mpino vaovao izy" na "tsy maintsy ho mpino matotra izy"
|
||
|
|
||
|
# lavo amin'ny fanamelohana tahaka ny devoly
|
||
|
|
||
|
I Paoly dia miresaka momba ny fiainana amin'ny fanamelohana tamin'ny fanaovan-dratsy tahaka ny hoe lavaka izay mety hianjeran'ny olona iray. DH: "Andriamanitra dia nanameloka azy tahaka ny nanamelohany ny devoly"
|
||
|
|
||
|
# ireo olona eny ivelany
|
||
|
|
||
|
"Ireo izay any ivelan'ny fiangonana." I Paoly dia miresaka momba ny fiangonana tahaka ny hoe toerana izany, ary ireo tsy mpino tahaka ny hoe any ivelan'izany izy ireo. DH: "Ireo izay tsy Kristiana"
|
||
|
|
||
|
# tsy ho lavo anaty fahafaham-baraka
|
||
|
|
||
|
I Paoly dia miresaka momba ny fahafaham-baraka tahaka ny hoe lavaka izay mety hianjeran'ny olona iray. Eto ny teny hoe "hianjerana" dia midika oe miaina. DH: "tsy misy na inona na inona hahamenatra azy eo anatrehan'ireo tsy mpino"
|
||
|
|
||
|
# sy ny fandriky ny devoly
|
||
|
|
||
|
I Paoly dia miresaka momba ny devoly izay mahatonga ny olona hanota tahaka ny hoe mpihaza misambotra biby amin'ny fandrika. DH: "mba tsy hahatonga azy hanota noho ny devoly"
|