plt_tn/1th/05/19.md

16 lines
513 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Aza mamono ny fanahy
"Aza manakana ny Fanahy Masina tsy hiasa eo anivonareo."
# Aza manao tsinontsinona ireo faminaniana
"Aza atao tsinontsinona ireo faminaniana" na "aza mankahala izay lazain'ny Fanahy Masina amin'ny olona."
# Andramo ny zava-drehetra
"Ataovy azo antoka fa ny hafatra rehetra izay toa avy amin'Andriamanitra dia tena avy aminy marina."
# Mifikira amin'izay tsara
Paoly dia miresaka momba ireo hafatra avy amin'ny Fanahy Masina toy ny hoe zavatra izay azon'ny olona alaina eo an-tanany.